Fitohanan’ny fifamohivoizana

Mbolatiana RABEMANANJARA 2016-10-03 11:59:00 Faits divers

Mikaikaika ny vahoakaka nohon’ny fitohanan’ny fifamohivoizana Vao mangiran-dratsy dia efa mitohana tanteraka ny fifamoivoiza teto andrenivohina nohon’ny fidiran’ny mpianatra manomboka androany. Anisan’ny nahitana izany ny maraina teo ny teny Ambohimanarina sy Anosizato ary teny Analakely sy ny teny amin’iny manodidina ny fahan’ny karana iny. Maro ireo nitaraina nohon’Maro ireo nitaraina nohon’ny fahatarana naterak’izany fitaohanan’ny fifamoivoizana izay.

Divers

Articles Similaires