Fitrandrahan’ny Sinoa Soamahamanina

Mbolatiana RABEMANANJARA 2016-10-06 10:57:00 Politiques

Raikitra ny fangoronana entana Efa tsy misy entany Sinoa intsony ao amin’ny biraony any Soamahamanina, ny trano sisa no tavela ao raha ny filazan’ny ben’ny tanànan’ny Soamahamanina Théophile Rabesahalasoa. Raha ny vaovao azo avy amin’ny zandarimerie dia ny masoivohon’i « chine » no nandresy lahatra azy ireo mba hisintaka,raha tsy nahazoana hevitra mikasika ity fisintahana ity kosa ny teo amin’ny minisiteran’ny harena an-kibon’ny tany sy ny akotan’afo.

Actualite

Articles Similaires