Herin’andro ny fahasalaman’ny saina

Mbolatiana RABEMANANJARA 2016-10-12 10:20:00 Social

Nanomboka ny Alatsinainy teo ny fankalazana ny herinandron’ny fahasalaman’ny saina. Maro ny olona hiaran’ny tsy fasalamana ara-tsaina, maro amin’ireny ireo voafonja. Raha ny tatitry ny « handicap international » dia 66 isan-jaton’ireo voafonja eto madagasikara no hiaran’izany. Mandritry ny dimy andro ny fankalazana ity hetsika izay ho karakarain’ny « handicap international » ity ka mandritra izany no hijerena vahaolana sy fanampiana ireo voafonja iharan’ny tsy fahasalamana ara-tsaina.

Actualite

Articles Similaires